Mbola hihaona (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompokolahy sy tompokovavy
Efa kely izao ny fotoana hiarahantsika e
Ka mametraka ny mandrapihaona.
Mino marimarina izahay
Fa nanakoako tao am-ponareo
Ny feo sy ny antsonay
Indray andro any isika mbola hihaona.

Fo mifaly tononkira.serasera.org sy mifankatia
Izay no teninay entinay ziexkq aty
Ka misaotra anareo izay nihaino anay
Fa xlicf ny soa kely mba anananay
Dia mba ho foinay shczzt zaraina aminareo
Satria izay no anton'ny fiainanay ety an-tany

--------
Rohy:
Hevitra
codda ( 14/07/2022 09:02)
merci
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0134