Ny Fitiavany (KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY tononkira.serasera.org (Zhoutoavina)
Tsy sahiko hadinoina ny rà nalatsakao
Ianao, Ianao ilay nohomboina
Tsy sahiko hadinoina Ianao 'lay nohelohina.
ewkzugq
Resy lahatra aho fa Ianao 'Lay Fitiavana
ppzeqqc Ianao Ilay nohomboina nisolo ny heloko
Fitia tsy manam-petra no indro atolotrao, ka
nlgn Resy lahatra aho fa Ianao 'Lay Fitiavana
Ianao Ilay nohomboina noho ny heloko.
Na maro ny adalako ny ratsy vitako
Ianao nanaiky hanafaka ahy
Tsy mendrika ho Anao aho fa Ianao nandefitra.
Jeso atolotro izao ny tenako ho Anao
Ianao, Ianao no hany inoako
Tefeo re ny foko fa vonona aho ny hanompo.
Ianao Fitiavako, Ianao no isaorako.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe AntampontanànaVangy : 476
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zhoutoavina
Daty : 19/10/2025 21:51