Ny Fitiavany (KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tecdzs Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Tsy sahiko gevolb hadinoina ny rà nalatsakao
Ianao, Ianao ilay nohomboina
Tsy sahiko hadinoina Ianao 'lay nohelohina.
hwomp
Resy lahatra aho fa Ianao 'Lay Fitiavana
Ianao Ilay nohomboina nisolo ny heloko
tononkira.serasera.org Fitia tsy manam-petra no indro atolotrao, ka
Resy lahatra aho fa Ianao 'Lay Fitiavana
Ianao Ilay nohomboina noho ny heloko.
Na maro ny adalako ny ratsy vitako
Ianao nanaiky hanafaka ahy
Tsy mendrika ho Anao aho fa Ianao nandefitra.
Jeso atolotro izao ny tenako ho Anao
Ianao, Ianao no hany inoako
Tefeo re ny foko fa vonona aho ny hanompo.
Ianao Fitiavako, Ianao no isaorako.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe AntampontanànaVisites : 473
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zhoutoavina
Date : 19/10/2025 21:51