Isaorako Anao (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako Anao ny kmpmec andro lehibe
Isaorako Anao izay tonga nanome
Fijery vaovao manomboka anio
Ity foko adaladala mantsy efa voadio.
Isaorako Anao ry Namana iray
Isaorako Anao sendra nandalo yarm tamin'izay
Toy ny maraina vao no nahatongavaNao
Ny foko izay nisendaotra nampanginiNao.
Misaotra Anao, misaotra Anao be dia be
Ianao ihany no mahita sy mandre
Ny alahelo mivesatra ao am-ponay ao
Fantatrao dia fantatrao izany.
Isaorako Anao leqbj ry Namana iray
Isaorako Anao nampianatra anay
Hifankatia tahaky ny itiavaNao anay
Ny fo izay nisendaotra tononkira.serasera.org nampangininay.
Isaorako Anao ny andro lehibe
Isaorako Anao izay tonga nanome
Fijery vaovao manomboka anio
Ity foko adaladala mantsy efa voadio.
Tonony sy feony : Kelly Rajerison
Isaorako Anao izay tonga nanome
Fijery vaovao manomboka anio
Ity foko adaladala mantsy efa voadio.
Isaorako Anao ry Namana iray
Isaorako Anao sendra nandalo yarm tamin'izay
Toy ny maraina vao no nahatongavaNao
Ny foko izay nisendaotra nampanginiNao.
Misaotra Anao, misaotra Anao be dia be
Ianao ihany no mahita sy mandre
Ny alahelo mivesatra ao am-ponay ao
Fantatrao dia fantatrao izany.
Isaorako Anao leqbj ry Namana iray
Isaorako Anao nampianatra anay
Hifankatia tahaky ny itiavaNao anay
Ny fo izay nisendaotra tononkira.serasera.org nampangininay.
Isaorako Anao ny andro lehibe
Isaorako Anao izay tonga nanome
Fijery vaovao manomboka anio
Ity foko adaladala mantsy efa voadio.
Tonony sy feony : Kelly Rajerison
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 4399
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 01/11/2013 23:32
