Isaorako Anao (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako Anao ny andro lehibe
Isaorako Anao izay tonga nanome
Fijery vaovao manomboka anio
Ity foko adaladala mantsy efa voadio.

Isaorako Anao ry Namana iray
Isaorako Anao sendra nandalo tamin'izay
Toy ny maraina vao tononkira.serasera.org no nahatongavaNao
Ny foko izay nisendaotra nampanginiNao.

Misaotra Anao, misaotra Anao be dia be
Ianao ihany rkqxrqzy no mahita sy mandre
Ny alahelo mivesatra ao am-ponay ao
Fantatrao dia fantatrao izany.

Isaorako Anao ry Namana iray
Isaorako Anao nampianatra anay
Hifankatia tahaky ny itiavaNao anay
Ny fo izay nisendaotra nampangininay.

Isaorako Anao ny andro lehibe
Isaorako Anao izay tonga nanome
Fijery vaovao manomboka anio
Ity foko adaladala ziucq mantsy efa voadio.


Tonony sy feony : rwwpnjji Kelly Rajerison

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0258