Isaorako Anao (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako Anao ny andro lehibe
Isaorako Anao izay tonga nanome
Fijery vaovao manomboka anio
Ity foko adaladala mantsy efa voadio.
Isaorako Anao ry Namana iray
Isaorako Anao sendra nandalo tamin'izay
Toy ny tononkira.serasera.org maraina vao no nahatongavaNao
Ny foko izay nisendaotra nampanginiNao.
Misaotra Anao, misaotra Anao be dia be
Ianao ihany no mahita sy mandre
Ny alahelo nqhkqkbp mivesatra ao am-ponay ao
Fantatrao dia fantatrao izany.
Isaorako Anao ry Namana iray
Isaorako Anao nampianatra anay
Hifankatia tahaky ny itiavaNao anay
Ny fo izay nisendaotra nampangininay.
Isaorako Anao ny andro lehibe
Isaorako Anao izay zlsekkg tonga nanome
Fijery vaovao manomboka anio
Ity foko adaladala mantsy hbqc efa voadio.
Tonony sy feony : Kelly Rajerison
Isaorako Anao izay tonga nanome
Fijery vaovao manomboka anio
Ity foko adaladala mantsy efa voadio.
Isaorako Anao ry Namana iray
Isaorako Anao sendra nandalo tamin'izay
Toy ny tononkira.serasera.org maraina vao no nahatongavaNao
Ny foko izay nisendaotra nampanginiNao.
Misaotra Anao, misaotra Anao be dia be
Ianao ihany no mahita sy mandre
Ny alahelo nqhkqkbp mivesatra ao am-ponay ao
Fantatrao dia fantatrao izany.
Isaorako Anao ry Namana iray
Isaorako Anao nampianatra anay
Hifankatia tahaky ny itiavaNao anay
Ny fo izay nisendaotra nampangininay.
Isaorako Anao ny andro lehibe
Isaorako Anao izay zlsekkg tonga nanome
Fijery vaovao manomboka anio
Ity foko adaladala mantsy hbqc efa voadio.
Tonony sy feony : Kelly Rajerison
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kelly RajerisonVisites : 4472
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 01/11/2013 23:32
