Miangavy (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lay fotoana kely niarahantsika roa
Hita fa samy naka fy tokoa
Fankan-drivotra fohy nandalovanao
Izaho tsy nahafoy ianao nandao
xxawttpo Taty ambanivohitra aho f’ianao antanandehibe
Toa zary nifanohitra ilay fitia no zava-dehibe
tononkira.serasera.org Ianao no xuiuhvv namonjy fodiana f’izaho no toa farariana
Tsy zakako tokoa marary ny an-doha
Miangavy mitalaho aminao aza ariana
Tsarovy fa misy olona iray tsy manadino
Raha izaho manokana
Dia mbola tokana
Ny ato am-poko, ny ato an-tsaiko
Ianao no lalaiko.
Ireny teny mamy nifanaovana
Mahatsiaro irery aho fa nilaozana
Tsy andriko ny andro izay hihaonana indray
Hikajy mafy aho fa efa fay
Ny elanelan-tany tsy htzjh zovina intsony
F’ilay fitia ihany amintsika no ambony
Ianao moa efa fantatra fa mbola mianatra
Tsy maintsy izaho ihany no miakatra.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)Vangy : 8738
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 17/01/2003 11:12