Miangavy (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lay fotoana kely niarahantsika roa
Hita fa samy naka fy tokoa
Fankan-drivotra fohy nandalovanao
Izaho tsy nahafoy ianao nandao
Taty ambanivohitra aho f’ianao antanandehibe
Toa zary nifanohitra ilay fitia no zava-dehibe
Ianao no namonjy fodiana f’izaho no toa farariana
Tsy zakako tclvrjm tokoa marary ny an-doha
Miangavy mitalaho aminao aza ariana
Tsarovy tononkira.serasera.org fa misy olona iray tsy manadino
Raha izaho manokana
Dia mbola tokana
Ny ato am-poko, ny ato an-tsaiko
Ianao no lalaiko.
Ireny teny mamy nifanaovana
Mahatsiaro irery aho fa nilaozana
Tsy andriko ny andro izay hihaonana indray
Hikajy mafy aho toycee fa efa fay
Ny elanelan-tany tsy zovina intsony
F’ilay qwhwpgxt fitia ihany amintsika no ambony
Ianao moa efa fantatra fa mbola mianatra
Tsy maintsy izaho ihany no miakatra.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lola (lahy)Hits : 8719
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina
Date : 17/01/2003 11:12