Derainay (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)

Fitiavanao ry Ray nahatoy izao anay, nahatoy izao anay
Ny famindram-ponao tsy mety ho lany, ou!ou!u!
Tsy misy tahaka Anao fyetmkqj raha mbola eto an-tany, eto an-tany
Ka ny azonay atao dia midera hatrany.

          Derainay Lay nanavotra anay
          Derainay fa Mpamonjy anay
          Derainay fa Mpanjakanay, ka dera!
         wnuzba  Derainay fa tononkira.serasera.org Lehibe tokoa
          Derainay fa Mpamindra fo
          Derainay f'Andriamanitra Ray Tsitoha!

Lay Andriamanitray, derainay
Zay namorona ahy sy anao, derainay
Zay maty vllkxgje ho anay, derainay
Asandratray!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)
Vangy : 505
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zhoutoavina
Daty : 21/10/2025 21:08
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114