TSY MENATRA (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                       Toa lany henatra efa tsy menatra e!
                       He izato ianao mbola mizahozaho
                       Kanefa hita anie f’efa vita hatreo
     tononkira.serasera.org                   Raha ny momba anao fa tofoka aho
                  eqsgteyv      Toa lany fahendrena mihenahena
    biafj                    Efa tsy tiana tsy mahay mangina
1-Ny tenanao aza tsy omenao haja
  Ka nahoana izaho no hihaino anao

2-Sao dia heverinao
  Ho very fanahy toa anao anie aho


           gatp Reo hadalanao tsy niafina tamiko
           Nihafy ihany aho,maika ianao e!
           Nihamafy fo
           Eh!eh! Fay lany andro aho
           Niandry anao mba hiova hay moa
           Tsisy fetra ny setrasetra toa zary toetranao


           Teo hatrizay e!tsy hita izay mba vitanao
           Raha ny toky efa voky ny resakao  aho
           Eh! eh! fay ampy izay
           Tsaratsara tsy miaraka
           Avelao aho hanatsara ny fiainako sy ny ho aviko.

Auteur    : POOPY
COmpositeur: NAIVO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0144