FISARAHANA (Koike)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny tononkira.serasera.org tonga izao ny fotoana
Izay hisarahana
Eny tsapako fa hay
Mafy tokoa ny fisarahana
lapj Eny tsy tantiko ny hanatrika
Izao fotoana izao } bis
Mangoraka ny foko malahelo
Ka rosnn dia veloma, veloma re no hapetrako
Enga anie isika hisy fihaonana
Indray andro any
Amin’izay hifaly, vyvuc hifampihomehy
Sy hifampiantoraka
O!o!o!o Veloma e!
O!o!o!o Aza manadino e!
O!o!o!o Manorata
Izay hisarahana
Eny tsapako fa hay
Mafy tokoa ny fisarahana
lapj Eny tsy tantiko ny hanatrika
Izao fotoana izao } bis
Mangoraka ny foko malahelo
Ka rosnn dia veloma, veloma re no hapetrako
Enga anie isika hisy fihaonana
Indray andro any
Amin’izay hifaly, vyvuc hifampihomehy
Sy hifampiantoraka
O!o!o!o Veloma e!
O!o!o!o Aza manadino e!
O!o!o!o Manorata
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KoikeVangy : 36114
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 07/07/2003 13:21
