FISARAHANA (Koike)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny tonga izao ny fotoana
Izay hisarahana
Eny tsapako fa hay
Mafy tokoa ny fisarahana
        nxdwy          frxgt Eny tsy tantiko ny hanatrika
                 Izao fotoana izao                                tononkira.serasera.org       }   bis
          wttd        Mangoraka ny foko malahelo
                 Ka dia veloma, veloma re no hapetrako
Enga anie isika hisy fihaonana
Indray andro any
Amin’izay hifaly, hifampihomehy
Sy hifampiantoraka
O!o!o!o Veloma e!
O!o!o!o Aza manadino e!
O!o!o!o Manorata

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0212