Koike

Nampiditra pela
08/02/2005 13:10
Hiran'i Koike 12 Jereo eto
Vangy : 11528
Mpankafy : 0 Ankafizo
mmh! zagny ka lehilahy en plus il est jeune et beau, j'adore les chansons de groupe koike surtout "fitiava" car je suis amoureuse de "josélito" il est séparé de la fille qui s'appelle Brillante dans le groupe avant maitenant elle chante toute seule mais le groupe *koike* est encore en vie même sans elle. "Teako agnie ty Josélito toy ry olo" veloma finaritra à bientôt.

Hevitra momba an'i Koike

(17/12/2002 01:25)
i koke dia mpihira malaza be tany @ "saphir city" tany t@ ity taona 2002 ity. Izy dia bandy frizé volo izay, ary ny tena hirany nalaza tany dia ny hoe "horake" ary "aia 'ty hombagne". Soa anie io ry kiahy e! Izy io koa dia antsoina hoe "vetson'androy junior". Pour un antandroy, c'est très bien hein! dia izay angamba no azoko lazaina momba io artiste io fa amin'ny manaraka indray mihaona e!

Hiran'i Koike (12)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111