FISARAHANA
Lohateny
FISARAHANA
Nampiditra korotamby
Tamin'ny 18/04/2010 11:43
Vangy : 347
C G C
Eny tonga izao ny fotoana
F C
Izay hisarahana
G C
Eny tsapako fa hay
C G C
Mafy tokoa ny fisarahana
C G Am C
Eny tsy tantiko ny hanatrika
F C G
Izao fotoana izao } bis
C G Am C
Mangoraka ny foko malahelo
C F C G C
Ka dia veloma, veloma re no hapetrako
Enga anie isika hisy fihaonana
Indray andro any
Amin’izay hifaly, hifampihomehy
Sy hifampiantoraka
O!o!o!o Veloma e!
O!o!o!o Aza manadino e!
O!o!o!o Manorata