FISARAHANA

Lohateny FISARAHANA
Nampiditra Titoune
Tamin'ny 18/01/2007 20:58
Vangy : 666


Eny tonga izao ny fotoana

Izay hisarahana

Eny tsapako fa hay

Mafy tokoa ny fisarahana

                 Eny tsy tantiko ny hanatrika

                 Izao fotoana izao                                      }   bis

                 Mangoraka ny foko malahelo

                 Ka dia veloma, veloma re no hapetrako

Enga anie isika hisy fihaonana

Indray andro any

Amin'izay hifaly, hifampihomehy

Sy hifampiantoraka

O!o!o!o Veloma e!

O!o!o!o Aza manadino e!

O!o!o!o Manorata

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0085