Havako mamomamo (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny toaka fahavaloko taloha e e e
Manjary namana mpanampy tsy foiko
F’ilay olon-tiako manana fitia dismhczi e e e
Tsy mamboraka raha tsy misy "pi"
Fiverenana:
Zarako aza ianao katrikatry iny
Manalanala andro,manalanala azy
Fa bebe lazao emsxsdxa sy mahita atao
Zarako aza ianao sambatsambatra tononkira.serasera.org iny
Fa be sangisangy sy be vazivazy
Fa rehefa tsy mamo ianao mataho-behivavy
Ka ho vakpsiqq ampifaliako foana ianao ee
Ampireveko foana ianao o
Dia omeko fahafaham-po.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SamoelaHits : 51400
Likes : 3 Like
Created by : admin
Date : 28/10/2001 08:10