RAHA MBOLA HIVERINA (Dillie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy aleo ve mijanona eto irery
Raha vetivety ianao mankany
Ny fotoana tononkira.serasera.org koa tsy ho very
Handrasako ihany ianao avy any
Fa raha ela loatra izaho tsy mahandry
Tonga dia lasa aho tsy ho hitanao
Fa raha ela loatra sao dia tsy ozmy ho tanty
Ka tsy ho hitako eo indray izay hatao
Faingana re raha ho avy ihany ianao
Aza ela fa manam-petra ny fotoana ewkzzsed iandrasako anao
Faingana re raha ho tonga ihany ianao
Aza ilaozanao milalao raha mbola hiverina aty
Izaho akory tsy hoe hanadino
Na dia vour lavitra aza ny halehanao
Raha tsy ela ianao izaho mino
Fa mbola hiaraka hilalao
Raha vetivety ianao mankany
Ny fotoana tononkira.serasera.org koa tsy ho very
Handrasako ihany ianao avy any
Fa raha ela loatra izaho tsy mahandry
Tonga dia lasa aho tsy ho hitanao
Fa raha ela loatra sao dia tsy ozmy ho tanty
Ka tsy ho hitako eo indray izay hatao
Faingana re raha ho avy ihany ianao
Aza ela fa manam-petra ny fotoana ewkzzsed iandrasako anao
Faingana re raha ho tonga ihany ianao
Aza ilaozanao milalao raha mbola hiverina aty
Izaho akory tsy hoe hanadino
Na dia vour lavitra aza ny halehanao
Raha tsy ela ianao izaho mino
Fa mbola hiaraka hilalao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DillieVangy : 11650
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 04/09/2002 14:21
