ILAZAO (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilazao ny famonjena
Ireo izay tsy mba manantena
Hiaina am-pifaliana rahatrizay
Anjaranao izay mahalala
No mampiditra ao am-bala
Ireo ondry izay maniasia
Fitiavana an’izao nzzg tontolo izao
No nanolorany ny ain’ny Tompo
Efa voavidiny tamin’ny rany
Ireo olona tononkira.serasera.org rehetra eto an-tany
Izay manamafy fo
Torio ireo teny soa
Ny tsy efa ny Ray no hamita
ka aza mba manahy foana
F’Izy ho jorlb eo anoloana
Ho mpitarika ny cftcqhp dianao
Ireo izay tsy mba manantena
Hiaina am-pifaliana rahatrizay
Anjaranao izay mahalala
No mampiditra ao am-bala
Ireo ondry izay maniasia
Fitiavana an’izao nzzg tontolo izao
No nanolorany ny ain’ny Tompo
Efa voavidiny tamin’ny rany
Ireo olona tononkira.serasera.org rehetra eto an-tany
Izay manamafy fo
Torio ireo teny soa
Ny tsy efa ny Ray no hamita
ka aza mba manahy foana
F’Izy ho jorlb eo anoloana
Ho mpitarika ny cftcqhp dianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 30969
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rosia1
Daty : 30/10/2007 07:29
