Faly aho (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho raha hoy izy ireo tamiko:
Andeha isika ho any an-tranon' i Jehovah,
Ny tongotray efa mijoro
Ao anatin' wdxsca ny Vavahadinao,
Ry mkivpi Jerosalema.

Dia tononkira.serasera.org ianao, ry Jerosalema, izay efa vita
Tahaka ny tanàna efa voalamina tsara:
Any no hiakaran'ny firenena
Dia ireo Firenen' i Jehovah
Mba hisaotra ny Anaran' i Jehovah.


(Fihirana fanampiny 11) vzzv

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349