Silaka fanahy (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref: Dia lay teny hoe tiako ianaoTsy vao izao no ilazako azy
Ataoko an-kira ho tsapanao
Dia lay teny hoe tiako ianao
Toa mahazatra nefa ho ahy
Tena silaka fanahy
JoyK :
Raha hoe fitia
Na tambitamby
No tadiavinao
Dia mbol omeko anao
Raha tsy ampy ilay
Hoe mandrakizay
Dia ny ao am-poko indray
No ilaza ilay.......
ref: Dia lay teny hoe tiako ianao
Tsy vao izao no ilazako azy
Ataoko an-kira ho tsapanao
Dia lay teny hoe tiako ianao
Toa mahazatra nefa ho ahy
Tena silaka fanahy
Nampoina:
Fa ny ahy hatrizay
Tsy ho very maina
Ireo izay nambarako
Ianao no fototr’aina
Raha tsy ampy izay
Mbol ho ampiako indray
Hoe naleoko tsiaro
Raha ianao tsy ahy
ref: Dia lay teny hoe tiako ianao
Tsy vao izao no ilazako azy
Ataoko an-kira ho tsapanao
Dia lay teny hoe tiako ianao
Toa mahazatra nefa ho ahy
Tena silaka fanahy
Fa raha mbola tianao heno indray izany
Any aoriana any
Ka mbola miaina aho
Averiko! aaaa
ref: Dia lay teny hoe tiako ianao
Tsy vao izao no ilazako azy
Ataoko an-kira ho tsapanao
Dia lay teny hoe tiako ianao
Toa mahazatra nefa ho ahy
Tena silaka fanahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joy KVangy : 11024
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : poucie
Daty : 09/02/2006 04:54