naleonao (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleonao
Taitra aho raha nahare fa hay ianao
Tsy nitia ahy akory hatr’izao
tsy noheverinao hotena izy fa kilalao
Ireo tambitamby izay tononkira.serasera.org niarahana
Ref : Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
Ny ahafantatra ahy ka hitia koa ohatra ahy
tvlcfj Fa naleonao namitaka foana
Tsy nihevitra ny hitia ahy na hilaza ny marina
Fa dia nataonao tsinontsinona
Ilay fitiavako anao (hatr’izay)
Aleo izaho efxnr no hanaja tena ka handao
Satria ny antsika roa tsy ho lafatra
@ zay gkpu angamba ooo
Mba mety hahita ilay ho anjara
Ka ho feno ny hasambarana
Ref...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 21421
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sylviane
Daty : 13/04/2004 03:07