IZA MARINA (Melky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IZA MARINA
MELKY

MANONTANY AHO, @ FO MADIO,
TSY TE HIADY FITIA AHO
IZA NO AO AM-PONAO
MANONTANY AHO,
MANONTANY NY MOMBA AHY
DIA HO IZY SA IZAHO
NO AO ANATY FONAO

FA TSY HAY, TENA TSY HAY
IZA MARINA NO TENA TIANAO
TSY HO ROA FA TSY MAINTSY HO IRAY KA TSY HAY TENA TSY HAY

AZA ELA, AZA ELA NA TIA TENA
MISY FETRANY mkdamw IHANY IZANY FIJALIAKO IZANY
AZA ELA, AZA ELA MIANDRY AHO
MBA HIEVERAKO TENA
REHEFA TENA TSY tononkira.serasera.org IZY AHO

FA TSY HAY, TENA rudnwbkz TSY HAY
IZA MARINA NO TENA TINAO
TSY HO ROA FA TSY MAINTSY HO jmch IRAY KA TSY HAY TENA TSY HAY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Melky
Vangy : 11958
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : cmbolatiana
Daty : 19/03/2007 08:28
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112