Iza (Max Exception)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no hisolo toerana ahy eo anatrehanao
Hilaza fa xixbuwoq hoe tiako ianao mihoatra ny tsy hay
Satria ny fijerinao iusdocli dia fiadiana iray
Ampy hampangina ahy, tsy tononkira.serasera.org hahaloa-teny
Ka iza ? oh oh iza
No mba tsara fanahy hisolo tena ahy hiteny izany ?
Iza ? ouh ouh iza ?
No hanampy ity mahantra manan-karena fitiavana
Rehefa mba mifanojo ny fijerintsika roa
Tsaroako tsisy hery aho tsyns ka tsy afa mihetsika
Kanefa amin'io fotoana io indrindra koa
No tiako hamihina sy hanoroka anao aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Max ExceptionVangy : 14382
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 24/03/2015 00:35