Iza (Max Exception)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no hisolo toerana ahy eo anatrehanao
Hilaza fa hoe tiako ianao mihoatra ny tsy hay
Satria tononkira.serasera.org ny fijerinao dia fiadiana iray
Ampy hampangina ahy, hvqxptby tsy hahaloa-teny
Ka iza ? oh oh iza
No mba tsara fanahy hisolo tena ahy hiteny izany ?
Iza ? ouh ouh iza ?
No hanampy ity mahantra manan-karena fitiavana
Rehefa mba hductahm mifanojo ny fijerintsika roa
Tsaroako tsisy hery aho ka tsy afa mihetsika
Kanefa amin'io fotoana io indrindra koa
No tiako hamihina sy hanoroka anao xrhw aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Max ExceptionHits : 14469
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 24/03/2015 00:35