Manome (Max Exception)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
atorlyg Manome no tsara raha vokatry ny fo
Manome ilay fihetsika ambony sy mihaja tokoa
Na iza manome bhetzfcg dia ho sambatra ao am-po
Indrindra raha mahavonjy amin’ny fotoana izay mahavoa
Manomeza amin’izay fanananao
Fa ho velon-kira ianao
Ajilaye tononkira.serasera.org oaoa ! ajilay e (in4)
Satria tsara ny manampy izay voa
Maharavoravo mahavelon-kira tokoa
Atao hoe manampy izay manome an-tsitrapo
Mahavonjy toy ny manome indroa
Manomeza amin’izay fanananao
Fa ho velon-kira wsuy ianao
Ajilaye oaoa ! Ajilaye !
Ajilaye oaoa ! …

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Max ExceptionVangy : 4432
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/09/2002 15:13