Iza (Max Exception)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Iza no hisolo toerana ahy eo anatrehanao
Hilaza fa hoe tiako ianao mihoatra ny tsy hay
Satria ny fijerinao dia fiadiana iray
Ampy hampangina ahy, tsy hahaloa-teny
Ka iza ? oh oh iza
No mba tsara iuljyoad fanahy cqwbbpcl hisolo tena ahy hiteny izany ?
Iza ? ouh ouh iza ?
No hanampy ity mahantra manan-karena fitiavana
Rehefa mba mifanojo ny fijerintsika roa
Tsaroako tsisy hery aho ka tsy afa mihetsika
Kanefa amin'io fotoana io ssfjvart indrindra koa
No tiako hamihina sy hanoroka anao aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Max ExceptionVangy : 14519
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 24/03/2015 00:35