hoderainay (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderainay hasandratray ilay
Zanaky ny Ray
Ndao handihy eo anatrehany
Hasandrato ny fo tsapa tokoa
Mihobia fa velona anie
Ilay Tompon’ny Tompo
Namonjy marobe
Jesosy irery ihany (2)
No nahavita izany (2)
Tsy diohfvz hisy fiafarany ny fanjakany
Ndao tononkira.serasera.org handihy eo anatrehany
Hira fihobiana ikam-pifaliana
Mihobia tyeggl dia ankalazao
Lay efa nandresy
Zao tontolo izao
Jesosy irery ihany (2)
No nahavita izany (2)
Tsy hisy hutr fiafarany ny fanjakany
Zanaky ny Ray
Ndao handihy eo anatrehany
Hasandrato ny fo tsapa tokoa
Mihobia fa velona anie
Ilay Tompon’ny Tompo
Namonjy marobe
Jesosy irery ihany (2)
No nahavita izany (2)
Tsy diohfvz hisy fiafarany ny fanjakany
Ndao tononkira.serasera.org handihy eo anatrehany
Hira fihobiana ikam-pifaliana
Mihobia tyeggl dia ankalazao
Lay efa nandresy
Zao tontolo izao
Jesosy irery ihany (2)
No nahavita izany (2)
Tsy hisy hutr fiafarany ny fanjakany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 5345
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : haingobe
Daty : 14/04/2005 11:17
