Mahatsiahy (Solika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiahy izany izaho y!
Ka manembona mafy
Malahelo olontiana izay tsy hita eto akaiky
Mandeha izany saiko y! ka miampita any ho any
Aza ela ry aiko sasa-miandry ny tianao

Mahatsiahy izany izaho
Ka manembona mafy
Malahelo olontiana izay tsy hita eto akaiky
Mandeha izany saiko ka mkwhdk miampita any ho any
Aza ela ry aiko sasa-miandry ny hjfaomy tianao

O ry volana any ambony mba tazano izany diako
O ry kintana irony dorio any izy ndrao sondriana
Ho tody malaky ny ndet dia akaikin'ny tiana

O ry volana any ambony mba tazano izany diako
O ry kintana irony dorio any izy ndrao sondriana
Ho tody malaky ny dia akaikin'ny tiana

Mahatsiahy tononkira.serasera.org izany izaho y!
Ka manembona mafy
Malahelo olontiana izay tsy hita eto akaiky
Mandeha izany saiko ka miampita any ho any
Aza ela ry aiko sasa-miandry ny tianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Solika
Vangy : 2097
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 04/06/2021 19:29
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0155