Mahatsiahy (Solika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiahy izany ojqlqpyx izaho y!
Ka manembona mafy
Malahelo olontiana izay tsy hita eto akaiky
Mandeha izany saiko y! ka miampita any ho ytqfrpub any
Aza ela ry aiko sasa-miandry ny tianao
Mahatsiahy izany izaho

Mandeha izany saiko ka miampita any ho any
Aza ela ry aiko sasa-miandry ny tianao
O ry volana any ambony mba tazano izany diako
O ry kintana irony dorio any izy ndrao sondriana
Ho tody malaky ny dia dvbs akaikin'ny tiana

Ho tody tononkira.serasera.org malaky ny dia akaikin'ny tiana
Mahatsiahy izany izaho y!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SolikaVangy : 2202
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 04/06/2021 19:29