You are here: home > Tononkira > Solika

vorom-potsy (Solika)

https://tononkira.serasera.org/hira/solika/vorom-potsy-1

Vavy:
samy ny tiana ka ny tiako
d hitako ihany, oreroy e
tsy miova tsy mifindra
miara mamindra, miangola
mitositosy,
eo anilan’i tiana
eo akaikin’i lala

FIV:
vorom-potsy, miaradia
vorondreotononkira.serasera.org, tsy mifanary
voromanga, malala havana
miaradia, miaradia, miriaria


Vavy:
mba tohano, ka tatano
fa mila hirona, oreroye
ento mora, ento mora
miara mamindra, miangola
mitositosy,
eo anilan’i tiana
eo akaikin’i lala

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Solika
Mpamaky : 4914
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : simplex
Tamin'ny : 16/07/2007 14:52:33
ID : 4574

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo