You are here: home > Tononkira > Solika

Eto ry lala (Solika)

https://tononkira.serasera.org/hira/solika/eto-ry-lala

Eto ry lala no toerana (toera-mangina)
Tsy hisy intsony ahiana
Ny fahavalon’ny mpifankatia
Efa nilaozanao

Ry voninkazo manitra
Omeo nytononkira.serasera.org fofonao mamerovero
Ny fofonao
Mamerovero

Ireto fo iray
Tsy mba roa tsy mba roa
Enjehin-dava re
Ka mba itsero, ka mba itsero


G Andriamanantena - G Rasendrasoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Solika
Mpamaky : 7775
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 11/12/2007 21:25:02
ID : 4925

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo