Mahatsiahy (Solika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiahy izany izaho y!
Ka manembona mafy
Malahelo olontiana izay tsy hita eto akaiky
Mandeha izany saiko y! ka tononkira.serasera.org miampita any ho any
Aza ela ry aiko sasa-miandry ny tianao
Mahatsiahy izany izaho

Mandeha izany saiko ka miampita ypglvqr any ho any
Aza ela ry aiko eqnl sasa-miandry ny tianao
O ry volana any ambony mba tazano izany diako
O ry kintana irony dorio any izy ndrao sondriana
Ho tody malaky ny dia akaikin'ny tiana

Mandeha izany saiko lbom ka miampita any ho any

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SolikaVisites : 2145
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 04/06/2021 19:29