Fikasana (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao no voady izay nataoko tsy maintsy tanako
Ho anao izay nametrahako ny foko mba ho namako
Ho tia anao n’aiza n’ aiza
Tsy misy fetra hoe cgsm hatraiza
Hiombon-tsento buufzcty sy fifaliana manomboka eto
Hohadinoiko ny lalao sy fiainako efa lasa
Hery vaovao no entiko mikasa
Hanorina tononkira.serasera.org ny ankanintsika mba ho paradisa
Na ho haingana na mbola ho lervukle ela ny andro sisa.
Mivoha sahady ny vavahady hidirantsika izao
Hifampitantana hiara-dia izaho sy ianao
Tsy nofy intsony ilay fiadanana
Fa ho zaraina samy hanana
Ny tiana tafaray amin’ny tia
Tsy hitako izay teny hilazana ny hafaliako
Tiako ianao eny tena tiako
Haorintsika anio ny ankany mba ho paradisa
Na ho haingana na mbola ho ela ny andro sisa.

--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur
(
28/03/2019 01:09)
Manao ahoana tompoko,
Raha tsy diso aho dia diso io titra io fa 'Tokatranom-paradisa' no marina. I Ludger no mpihira ary i Naly Rakotofiringa no mpanoratra. Nisy olona teto 'yakuza' no anarany nitady azy.
Misaotra tompoko

07/05/2026 23:25)
Diso aho fa misy daholo ireo kapila roa ireo ary tena mitovy tokoa.
Fikasana = Tokatranom-paradisa
Fikasana = Tokatranom-paradisa
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ludger AndrianjakaVangy : 9581
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/11/2002 13:41