Fikasana
Lohateny
Fikasana
Nampiditra raniry
Tamin'ny 12/03/2010 10:30
Vangy : 201
A# F7
Izao no voa-dy izay ata-oko
A#
Tsy maintsy ho ta-nako
D# F
Ho anao izay nametraha-ko ny foko
A#
Mba ho nama-ko
F F7
Ho tia anao n’aiza n’aiza
A#
Tsy misy fe-tra hoe hatraiza
C C7
Hiombo-tsento sy fifalia-na
F
Manombo-k’ eto
A# F
Ho hadinoiko ny lalao sy
A#
Fiainako efa la-sa
D# F A#
Hery vaovao no entiko hika-sa
F
Hanorina ny ankanintsika
Gm
Mba ho pa-radisa
D# A#
Na ho haingana
F A#
Na mbola ho ela ny andro si-sa.
A# F7
Mivoha saha-dy ny vava-hady
A#
Hidirantsik’ izao
D# F
Hifampitantana hiara-dia
A#
I-zaho sy ianao
F F7
Tsy ho nofy intso-ny ilay fiadana-na
A#
Fa ho zarai-na mba samy hana-na
C C7 F
Fa ny tia tafaray ami-n’ny tia-na
A# F A#
Tsy hitako zay teny ilazako ny hafalia-ko
D# F A#
E-ny tiako ianao, tena tia-ko
F Gm
Haorintsika anio ny ankany mba ho pa-radisa
D# A# F
Na ho haingana na mbola ho ela ny andro
A#
si-sa