antso (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Renao ve ny antso mitaraina
Ireny trotraky ny adin-tsaina
Ilay zaza mitomany an-tratrany lmqpg eo
Tsy trano hialofana tsy tany hodina
réf:
Ry Zanahary ô tahio ireo mania
Ireo mifandrafy wuda mba ampio hifankatia
Atovy lavitra anay ny alahelo sy tomany
Ka ho sambatra ny eran-tany.
Jereo ny lalanay ety azavao ny oavy anjaka ny fitia
Ny herinao no any itokisanay ry Ray ao qyvdhl ambony ho tanteraka ny sitrakao
ref:+1
Raha sendra ady sarotra ka milanao ianao ilay pandresy
No antsoinay ka fenoy i fifaliana sy fitiavana aza avela anao hirery aza ariana tononkira.serasera.org aza avelanao ho very anie zahay ieeeh
ref:

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnyahVangy : 7598
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hanitriniaina
Daty : 25/08/2004 06:06