Mikimpy (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikimpy ianao mijery ahy, maka fy tokoa
Henika fitiavana ny alin-tsika roa
Mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava yjqts amin'izay
Ny vatanao mangovitra mitsena ahy
Ny tenanao mandositra manenjika ahy
Ny masonao mikimpy sy tononkira.serasera.org mihiratra ixyaw indray
Ny masonao mikatona sy misokatra indray
Dia hoy aho hoe
Mikimpy ianao mijery ahy, maka fy tokoa
Henika fitiavana ny alintsika roa
Mangovitra ianao, sady ohybxkjw miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava amin’izay
Mikimpy ianao mijery ahy, maka fy tokoa
Manonona ny anarako tsy misy fiafarana
Mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava amin’izay
Henika fitiavana ny alin-tsika roa
Mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava yjqts amin'izay
Ny vatanao mangovitra mitsena ahy
Ny tenanao mandositra manenjika ahy
Ny masonao mikimpy sy tononkira.serasera.org mihiratra ixyaw indray
Ny masonao mikatona sy misokatra indray
Dia hoy aho hoe
Mikimpy ianao mijery ahy, maka fy tokoa
Henika fitiavana ny alintsika roa
Mangovitra ianao, sady ohybxkjw miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava amin’izay
Mikimpy ianao mijery ahy, maka fy tokoa
Manonona ny anarako tsy misy fiafarana
Mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava amin’izay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnyahVangy : 4912
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : papozy
Daty : 01/12/2004 07:50
