antso (Anyah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Renao ve  ny antso mitaraina
Ireny trotraky ny adin-tsaina
Ilay zaza mitomany an-tratrany eo
Tsy trano hialofana tsy tany hodina
réf:
Ry tononkira.serasera.org Zanahary ô  tahio ireo mania
Ireo mifandrafy yfgumih mba ampio hifankatia
Atovy lavitra anay ny alahelo sy tomany
Ka ho sambatra ny eran-tany.
Jereo ny lalanay ety azavao ny oavy anjaka ny fitia
Ny herinao no any  itokisanay  ry Ray ao ambony ho tanteraka ny sitrakao
ref:+1
Raha sendra ady  sarotra ka milanao ianao ilay pandresy
No antsoinay ka fenoy i fifaliana pecnwqj sy fitiavana aza avela anao hirery aza ariana aza pdxiihyv avelanao ho very anie zahay ieeeh

ref:

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Anyah
Visites : 7742
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hanitriniaina
Date : 25/08/2004 06:06
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0617