Miandry anao (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro manirery ka tsy hita izay hatao
Ny saiko toa very manjary lasanao
Dia lasa ny fisainana tsy voatana intsony
Mangidy ny fiainana rehefa tsy eo ianao
Dia teo vao tsapako tononkira.serasera.org tokoa fa tena tiako ianao
Toy mila hivoaka izany tpre fo raha vao mahita utkm anao
Dia lasa ny fisainana tsy voatana intsony
Rahoviana no hihaonana fa malahelo anao
Miandry anao, izaho mbola tia anao
Miandry anao, miandry anao
Miandry anao, rahoviana ity anjara
Miandry anao, efa ela loatra izay
Miandry anao, efa ampy angamba izay
Miandry anao, miandry anao
Mino bqmrvg fa mbola hiverina ianao indray andro any
Hiaraka indray hanohy 'zay tsy vita tany aloha tany
Miverena fa miandry anao eto foana aho
Fa raha toa ka tsy hiverina intsony ianao
Miandry aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AnyahHits : 3770
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 25/03/2015 14:36