antso (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Renao ve ny antso mitaraina
Ireny trotraky ny adin-tsaina
Ilay zaza mitomany an-tratrany eo
Tsy trano sytdw hialofana tsy tany hodina
réf:
Ry Zanahary ô tahio ireo mania
Ireo mifandrafy mba ampio hifankatia
Atovy lavitra anay ny alahelo sy tomany
Ka ho sambatra ny eran-tany.
Jereo ny ytodgbq lalanay ety azavao ny oavy anjaka ny fitia
Ny herinao no any itokisanay ry Ray ao ambony ho tanteraka ny sitrakao
ref:+1
Raha sendra veeqokbv ady sarotra ka milanao ianao ilay pandresy
No antsoinay ka fenoy i fifaliana sy fitiavana aza tononkira.serasera.org avela anao hirery aza ariana aza avelanao ho very anie zahay ieeeh
ref:

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AnyahHits : 7743
Likes : 1 Like
Created by : hanitriniaina
Date : 25/08/2004 06:06