ALEO MANDIHY (Anyah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka hifarana hatreo
Aza hiverenanao intsony
Reo sorisory mankaleo
Avelao eo
Reo havizananao androany
Ny fohp fasorenanao rehetra
Reo tebitebinao gguaa omaly
Avelao any


REF :Aleo mandihy dia kzxpzox manala azy
     Mifaly sy mihome
  tononkira.serasera.org    Hampiara-peo hivazovazo
     Mihira hoe (2 )

Aoka hifarana hatreo....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Anyah
Vangy : 5589
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pilipili
Daty : 01/02/2005 07:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0366