Tsy haiko ny tsy hitia (Liva Andrianavalona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay tia atao hoe adala
Fa raha olon-kendry miala
Kanefa dia tsy ho haiko
Ny tsy hitia anao
Ity izaho fa no hoe fahotana
Sy fandikana lalàna
Kanefa dia tsy hetv ho haiko
Ny tsy mitia anao
Tahaka ny rano an'ony
Dia tsy maintsy osgkglht hivarina any an-dranomasimbe
Toy izany koa, tsy hay intsony
Ny hanohitra izay tendry tsy maintsy aleha
Koa raiso ny tànako
Izay ombanao no tononkira.serasera.org hombako
Satria paxd tsy mety ho haiko
Ny tsy hitia anao.
Tonony sy feony : Bessa
Fa raha olon-kendry miala
Kanefa dia tsy ho haiko
Ny tsy hitia anao
Ity izaho fa no hoe fahotana
Sy fandikana lalàna
Kanefa dia tsy hetv ho haiko
Ny tsy mitia anao
Tahaka ny rano an'ony
Dia tsy maintsy osgkglht hivarina any an-dranomasimbe
Toy izany koa, tsy hay intsony
Ny hanohitra izay tendry tsy maintsy aleha
Koa raiso ny tànako
Izay ombanao no tononkira.serasera.org hombako
Satria paxd tsy mety ho haiko
Ny tsy hitia anao.
Tonony sy feony : Bessa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Liva AndrianavalonaVangy : 7360
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/02/2015 00:22
