Tsy haiko ny tsy hitia (Liva Andrianavalona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay tia atao hoe adala
Fa raha olon-kendry miala
Kanefa dia tsy ho haiko
Ny tsy hitia anao
Ity cfsdkvqp urzlggq izaho fa no hoe fahotana
Sy fandikana lalàna
Kanefa dia tsy ho haiko
Ny mqlt tsy mitia anao
Tahaka ny rano an'ony
Dia tsy maintsy hivarina any an-dranomasimbe
Toy izany koa, tsy hay intsony
Ny hanohitra izay tendry tsy maintsy aleha
Koa raiso ny tànako
Izay ombanao no hombako
Satria tsy mety ho haiko
Ny tsy hitia anao.
Tonony sy tononkira.serasera.org feony : Bessa
Fa raha olon-kendry miala
Kanefa dia tsy ho haiko
Ny tsy hitia anao
Ity cfsdkvqp urzlggq izaho fa no hoe fahotana
Sy fandikana lalàna
Kanefa dia tsy ho haiko
Ny mqlt tsy mitia anao
Tahaka ny rano an'ony
Dia tsy maintsy hivarina any an-dranomasimbe
Toy izany koa, tsy hay intsony
Ny hanohitra izay tendry tsy maintsy aleha
Koa raiso ny tànako
Izay ombanao no hombako
Satria tsy mety ho haiko
Ny tsy hitia anao.
Tonony sy tononkira.serasera.org feony : Bessa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Liva AndrianavalonaHits : 7421
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 28/02/2015 00:22
