Dada (Liva Andrianavalona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay ray natao ho andry
No efa lasa nodimandry
Tsy azo tononkira.serasera.org andrasana
Fa remby voatelin' ny fasana
Tsy mba afa-nisafidy
Avy ushgjn hatrany dia voadidy
Ka nanjahatra
Kamboty voatendrin' ny lvzv lahatra
Dada ô ! toa inona re ny korana
Raha teto ianao
Nitaiza sy mba nihantana?
Iza anefa no hotsiniana
Fa mipetraka mangina
Ka mitonantonana
Ny hoe tsy handray fiononana?
N'aiza n'aiza misy anao
Ny mba hany azo atao
Dia manondrotra
Ny anara-nomenao gkmt voatolotra
Horaiketiko ato anaty
Ho lalaiko mandra-maty ny fitiavana
Ka mandria am-piadanana !
No efa lasa nodimandry
Tsy azo tononkira.serasera.org andrasana
Fa remby voatelin' ny fasana
Tsy mba afa-nisafidy
Avy ushgjn hatrany dia voadidy
Ka nanjahatra
Kamboty voatendrin' ny lvzv lahatra
Dada ô ! toa inona re ny korana
Raha teto ianao
Nitaiza sy mba nihantana?
Iza anefa no hotsiniana
Fa mipetraka mangina
Ka mitonantonana
Ny hoe tsy handray fiononana?
N'aiza n'aiza misy anao
Ny mba hany azo atao
Dia manondrotra
Ny anara-nomenao gkmt voatolotra
Horaiketiko ato anaty
Ho lalaiko mandra-maty ny fitiavana
Ka mandria am-piadanana !
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Liva AndrianavalonaVisites : 1099
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : dahfara
Date : 19/03/2024 05:08
