Tsy haiko ny tsy hitia (Liva Andrianavalona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay tia uedps atao hoe adala
Fa raha olon-kendry miala
Kanefa dia tsy ho haiko
Ny tsy hitia anao
Ity izaho fa no hoe fahotana
Sy fandikana lalàna
Kanefa dia tsy ho haiko
Ny tsy mitia anao
Tahaka ny rano an'ony
Dia tsy maintsy hivarina any an-dranomasimbe
Toy izany koa, tsy hay intsony
Ny hanohitra izay tendry tsy gteuhcz maintsy aleha
Koa raiso ny jagqsvh tànako
Izay ombanao no hombako
Satria tsy mety ho haiko
Ny tsy hitia anao.
Tonony sy feony : Bessa tononkira.serasera.org
Fa raha olon-kendry miala
Kanefa dia tsy ho haiko
Ny tsy hitia anao
Ity izaho fa no hoe fahotana
Sy fandikana lalàna
Kanefa dia tsy ho haiko
Ny tsy mitia anao
Tahaka ny rano an'ony
Dia tsy maintsy hivarina any an-dranomasimbe
Toy izany koa, tsy hay intsony
Ny hanohitra izay tendry tsy gteuhcz maintsy aleha
Koa raiso ny jagqsvh tànako
Izay ombanao no hombako
Satria tsy mety ho haiko
Ny tsy hitia anao.
Tonony sy feony : Bessa tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Liva AndrianavalonaVisites : 7362
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 28/02/2015 00:22
