HAFA FOANA (Liva Andrianavalona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafa foana miova foana
Ny olon-tianao hatrizay
Fa saingy indrisy fa toa tsy nisy fmjo
Izay anjara fitia mba ho ahy

Fomba ahoana no anehoana
F'izaho anie tia lygkine anao
Moa ve tomany sa vola ihany
No irinao hitiavako anao

Fomba ahoana fa tsy haiko
Ny ggksdns ahazoana tononkira.serasera.org irery anao
Ampianaro aho fa ilaiko
Ny mba hosakambininao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Liva Andrianavalona
Visites : 4168
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rajy
Date : 01/10/2009 13:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0854