Tsy haiko ny tsy hitia (Liva Andrianavalona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay tia atao hoe adala
Fa raha olon-kendry miala
Kanefa dia tsy ho haiko
Ny tsy hitia anao
Ity izaho fa no hoe bslvahgl fahotana
Sy sjtv fandikana lalàna
Kanefa dia tsy ho haiko
Ny tsy mitia anao
Tahaka ny rano an'ony
Dia tsy maintsy hivarina any an-dranomasimbe
Toy izany koa, tsy hay intsony
Ny tononkira.serasera.org hanohitra izay tendry tsy maintsy aleha
Koa raiso ny tànako
Izay ombanao no hombako
Satria tsy mety ho haiko
Ny tsy hitia anao.
Tonony sy aaajxrcg feony : Bessa
Fa raha olon-kendry miala
Kanefa dia tsy ho haiko
Ny tsy hitia anao
Ity izaho fa no hoe bslvahgl fahotana
Sy sjtv fandikana lalàna
Kanefa dia tsy ho haiko
Ny tsy mitia anao
Tahaka ny rano an'ony
Dia tsy maintsy hivarina any an-dranomasimbe
Toy izany koa, tsy hay intsony
Ny tononkira.serasera.org hanohitra izay tendry tsy maintsy aleha
Koa raiso ny tànako
Izay ombanao no hombako
Satria tsy mety ho haiko
Ny tsy hitia anao.
Tonony sy aaajxrcg feony : Bessa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Liva AndrianavalonaVisites : 7419
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 28/02/2015 00:22
