Izy tia ahy (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy ilay nitango hasambarana zsgsaece teo anilako
Nefa nahazaka ireo tononkira.serasera.org filafilako
Izy ilay niandry izay mba sitra-poko
Fa tsy nandrenesako ueczc taraina na toloko.
Izy ilay nantsoiko rehefa dbxgjc injay ilaiko
Fa tsy novaliako raha izy no mibaiko
Izy ilay namiratra ho ahy samirery
Saingy tsy hitako, izaho koa tsy te hijery.
Fa izy tia ahy tsisy ady varotra
Izaho tsy nanahy fa hoe
Ny fiainanay ho tahaka izay mandrakizay
Taty aoriana anefa izaho no nangaina
Fa tsy nahay nitia ka gina sady maina
Ny fiainako mangitsy fa nilaozany any
Ny hafanana teto nafindrany any ho any.
Nefa nahazaka ireo tononkira.serasera.org filafilako
Izy ilay niandry izay mba sitra-poko
Fa tsy nandrenesako ueczc taraina na toloko.
Izy ilay nantsoiko rehefa dbxgjc injay ilaiko
Fa tsy novaliako raha izy no mibaiko
Izy ilay namiratra ho ahy samirery
Saingy tsy hitako, izaho koa tsy te hijery.
Fa izy tia ahy tsisy ady varotra
Izaho tsy nanahy fa hoe
Ny fiainanay ho tahaka izay mandrakizay
Taty aoriana anefa izaho no nangaina
Fa tsy nahay nitia ka gina sady maina
Ny fiainako mangitsy fa nilaozany any
Ny hafanana teto nafindrany any ho any.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 3201
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 21/11/2017 08:11
