Te hanao aminao (Ndrina Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy teny iray tsy hay holazaina
Amin’ny tovovavy hokasaina
Fa dia teny toa tsy mendrika
Fa dia teny mety handrendrika
Fa ho lazaiko eto ihany
F’izay alehany na ho any na nibk tsy ho any
F’izao de te anao aminao ….aminao
Toa mandokadoka hoe manja
Manambonimbony filanja
Zaho tsy te rvirmnn ho lany fotoana
Na hiandry toa ny moana
Fa tsy maninona ho tononkira.serasera.org lazaiko ihany
F’izay ougbonz alehany na any na tsy ho any
F’izaho de te anao aminao …aminao
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo (Zopanage), nadika avy amin'ny hiran'i Michel Polnareff, "L'amour avec toi" -

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndrina ZopanageVangy : 5891
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/10/2012 21:54