Fanabeazana (VAKAMIARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho finaritra fa iaritra
Ireo zaza kely dia miasa
Kosa ho olombaovao hanan-katao
Ireo mandia sekoly hianatra
Faha enintaona eo no fanombohana
Izany buygqska fianarana izany
Raha fittq tononkira.serasera.org tiana ivelatra sy aharitra
ahomby sy ho finaritra
Hoan’ireo ankizy tsy fidiny
Tsy afa-mianatra fa ngidiny
Ny rafitra efa namoraina
Tongava an-tsekoly hikolo saina
Mamporisika anareo rehetra, ry ray aman-dreny
Hampiana-janaka ombieny
Na dia betsaka aza ny olana eny ho eny
Nareo no tompon’ny teny
Fa soa atao levenam-bola
Hampahery antsika tsy ho tola
Ny fahazotoan’ny zaza mianatra
Ny fahazotoan’ny zaza mianatra
Tonony sy feony fhfho : Nantenaina Andriamorasata (2015)
Ireo zaza kely dia miasa
Kosa ho olombaovao hanan-katao
Ireo mandia sekoly hianatra
Faha enintaona eo no fanombohana
Izany buygqska fianarana izany
Raha fittq tononkira.serasera.org tiana ivelatra sy aharitra
ahomby sy ho finaritra
Hoan’ireo ankizy tsy fidiny
Tsy afa-mianatra fa ngidiny
Ny rafitra efa namoraina
Tongava an-tsekoly hikolo saina
Mamporisika anareo rehetra, ry ray aman-dreny
Hampiana-janaka ombieny
Na dia betsaka aza ny olana eny ho eny
Nareo no tompon’ny teny
Fa soa atao levenam-bola
Hampahery antsika tsy ho tola
Ny fahazotoan’ny zaza mianatra
Ny fahazotoan’ny zaza mianatra
Tonony sy feony fhfho : Nantenaina Andriamorasata (2015)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VAKAMIARINAVangy : 2109
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 11/05/2017 19:16
