Fanabeazana (VAKAMIARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho finaritra fa iaritra
Ireo zaza kely dia miasa
Kosa ho olombaovao hanan-katao
Ireo mandia sekoly hianatra
Faha fbokjy enintaona eo no fanombohana
Izany fianarana izany
Raha tiana ivelatra sy aharitra
ahomby sy ho finaritra
Hoan’ireo nisgdr ankizy tsy fidiny
Tsy afa-mianatra fa ngidiny
Ny rafitra efa namoraina
Tongava an-tsekoly hikolo saina
Mamporisika anareo rehetra, ry ray aman-dreny
Hampiana-janaka ombieny
Na dia betsaka aza ny olana eny ho eny
Nareo no tompon’ny teny
Fa soa atao levenam-bola
Hampahery antsika tsy ho grcynsr tola
Ny fahazotoan’ny zaza mianatra
Ny fahazotoan’ny zaza mianatra
Tonony sy feony tononkira.serasera.org : Nantenaina Andriamorasata (2015)
Ireo zaza kely dia miasa
Kosa ho olombaovao hanan-katao
Ireo mandia sekoly hianatra
Faha fbokjy enintaona eo no fanombohana
Izany fianarana izany
Raha tiana ivelatra sy aharitra
ahomby sy ho finaritra
Hoan’ireo nisgdr ankizy tsy fidiny
Tsy afa-mianatra fa ngidiny
Ny rafitra efa namoraina
Tongava an-tsekoly hikolo saina
Mamporisika anareo rehetra, ry ray aman-dreny
Hampiana-janaka ombieny
Na dia betsaka aza ny olana eny ho eny
Nareo no tompon’ny teny
Fa soa atao levenam-bola
Hampahery antsika tsy ho grcynsr tola
Ny fahazotoan’ny zaza mianatra
Ny fahazotoan’ny zaza mianatra
Tonony sy feony tononkira.serasera.org : Nantenaina Andriamorasata (2015)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VAKAMIARINAVisites : 2055
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 11/05/2017 19:16
